PK0 Ambodifasina
- Tech info
- Août, 19, 2025
- Non classé
- No Comments
18 août 2025
- PK0 Ambodifasina -
Fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny ampahany lalambe migodana
–
–
Nisokatra tamin'ny fomba ofisialy ny ampahany lalambe migodana manomboka eo amin’ny PK0 Ambodifasina hatrany Ambohimanga Rova. Ankoatran’ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina sy Ramatoa vadiny, dia tonga nitsidika izany fotodrafitrasa izany ihany koa ny Mpanjakan'i Eswatini, Mswati III, ny Filohan'ny Repoblikan’i Zimbabwe, Andriamatoa Emmerson Mnangagwa ary ny Praiminisitry Lesotho, Andriamatoa Samuel Ntsokoane Matekane.
Hanala fahasahiranana sahady ho an'ireo mpampiasa ny lalana mivezivezy ho any Avaradrano sahady ity ampahany voalohany ity amin'ny fanenana ny fotoana lany amin'ny fitohanan’ny
fifamoivoizana.






- - Gestion de stock
- - Q H S E: Qualité, Hygiène, Sécurité, et Environnement
- - Organisation et Gestion de chantier
- - S S T: Santé et Securité au travail
- - Etude de prix
- - Gestion Axée sur les Résultats
- - H S E: Hygiène, Sécurité, et Environnement
- - Gestion de projet
- - Maîtrise de l'outils collaboratifs
ININFRA