La présentation de l’ININFRA dans la Région Anosy.
- No Comments
- Août, 25, 2025
- Tech info
- Non classé
25 août 2025 ????Notanterahina teny amin’ny lapan’ny Faritra Anosy ny fihaonana sy ny fanolorana ny ININFRA ary ny hetsika mety hahasoa ny rehetra. Nandritra io famelabelarana io dia naneho ny hafaliany ny solontenan’ny Faritra tamin’ny fandraisana ny ekipan’ny ININFRA avy eto Antananarivo izay hitondra vaovao ho an’ireo mpandraharaha eto an-toerana.. Nisy ny famelabelaran-kevitra narahina dinika, […]
Read MoreLa référence des matériaux routiers
- No Comments
- Août, 25, 2025
- Tech info
- Non classé
22 août 2025 La référence des matériaux routiers et dimensionnement des structures de la chaussée Précédent Suivant Fin de la formation sur la référence des matériaux routiers et dimensionnement de la chaussée!Félicitations à tous les participants pour leur implication et leur sérieux tout au long de cette session Une étape essentielle pour concevoir des routes […]
Read More

Efa mitohy indray ny asa fanarenana sy fanatsarana, raha niadana sy niato kely mihitsy izany teo.
Tany Toamasina ny Minisitry ny Asa Vaventy RAFEFIMANANA Sambilason Richard sy ireo Teknisianina notarihiny, nijery akaiky ny fizotry ny asa, omaly Asabotsy 11 Aprily 2026.
Hentitra ny fepetra noraisina :
Hapetraka ny mpanara-maso ny asa tsy tapaka eny an-kianja, hiantohana ny kalitao
Henjehina ny fahatarana ka nomena toromarika hampitombo ny ora fiasana sy ny Olona ampiasainy ny Orinasa mpanatanteraka.
Efa-bolana no voafaritra hahavitan' ity lalana 2.000m ity.
![]()
Hisy lamina apetraka ho an' ny fifamoivoizana, mandritry ny asa atao.
