La présentation de l’ININFRA dans la Région Anosy.
- Tech info
- Août, 25, 2025
- Non classé
- No Comments
25 août 2025
👉Notanterahina teny amin’ny lapan’ny Faritra Anosy ny fihaonana sy ny fanolorana ny ININFRA ary ny hetsika mety hahasoa ny rehetra.
Nandritra io famelabelarana io dia naneho ny hafaliany ny solontenan’ny Faritra tamin’ny fandraisana ny ekipan’ny ININFRA avy eto Antananarivo izay hitondra vaovao ho an’ireo mpandraharaha eto an-toerana..
Nisy ny famelabelaran-kevitra narahina dinika, izay nanehoan’ireo mpandraharaha any an-toerana ny faniriany hisitraka ny fiofanana nomen’ny ininfra.
Ho tohizana ny fifandraisana mba hampisy ny fiarahamiasa, indrindra ny fanantonana ny faritra @ fanantaterahana ny formation de proximité .
👉Famaranana ny formation kit complet GRH izay no notanteraha ny 18 ka hatramin'ny 23 aogositra 2025.




Précédent
Suivant

𝗥𝗡𝟮𝘁𝗲𝗿 𝗧𝗼𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮

Efa mitohy indray ny asa fanarenana sy fanatsarana, raha niadana sy niato kely mihitsy izany teo.
Tany Toamasina ny Minisitry ny Asa Vaventy RAFEFIMANANA Sambilason Richard sy ireo Teknisianina notarihiny, nijery akaiky ny fizotry ny asa, omaly Asabotsy 11 Aprily 2026.
Hentitra ny fepetra noraisina :
Hapetraka ny mpanara-maso ny asa tsy tapaka eny an-kianja, hiantohana ny kalitao
Henjehina ny fahatarana ka nomena toromarika hampitombo ny ora fiasana sy ny Olona ampiasainy ny Orinasa mpanatanteraka.
Efa-bolana no voafaritra hahavitan' ity lalana 2.000m ity.
![]()
Hisy lamina apetraka ho an' ny fifamoivoizana, mandritry ny asa atao.
