Photos correspondant à nos formations théoriques et pratiques ( Génie civil – Mécanique – Management – Informatique)
Photos de groupe
2025
2024
2022
2021
Modules de formation
Exemples de formations réalisées à l'ININFRA










































































































































- - Gestion de stock
- - Q H S E: Qualité, Hygiène, Sécurité, et Environnement
- - Organisation et Gestion de chantier
- - S S T: Santé et Securité au travail
- - Etude de prix
- - Gestion Axée sur les Résultats
- - H S E: Hygiène, Sécurité, et Environnement
- - Gestion de projet
- - Maîtrise de l'outils collaboratifs

𝗔𝗦𝗜𝗘𝗙 𝗮𝗻𝘆 𝗠𝗮𝗻𝗮𝗸𝗮𝗿𝗮:
𝗔𝘁𝗹𝗲𝘁𝗮 𝟴𝟬 𝗻𝗼 𝗵𝗶𝘀𝗼𝗹𝗼 𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗠𝗧𝗣 𝗵𝗶𝗮𝘁𝗿𝗶𝗸𝗮 𝗶𝘁𝘆 𝗳𝗶𝗳𝗮𝗻𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝗽𝗮𝗻𝗮𝘁𝗮𝗻𝗷𝗮𝗵𝗮𝗻𝘁𝗲𝗻𝗮 𝗶𝘁𝘆.
Tonga nampahafantatra ny dia sy nangataka tso-drano tamin’Andriamatoa Minisitra 𝐷𝑟 𝐑𝐀𝐅𝐄𝐅𝐈𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐒𝐚𝐦𝐛𝐢𝐥𝐚𝐬𝐨𝐧 𝐑𝐢𝐜𝐡𝐚𝐫𝐝
, ny solotenan’ireo atletan’ny Minisiteran’ny Asa Vaventy (MTP), mialohan'ny hiaingan’izy ireo hiatrika ny fifaninanana ara-panatanjahantena ASIEF, izay hotanterahina any Manakara, ny 17 ka hatramin’ny 29 Aogositra 2026 izao.
Miisa 80 ireo atleta hisolo tena ny MTP amin’ity fifaninanana ity izay samy efa vonona ny hiatrika ny fifaninanana sy hitondra avo ny voninahitry ny Minisitera .![]()
Amin’ity andiany ity, taranja ara-panatanjahantena maro no handraisan'izy ireo anjara, ka anisan’izany ny:
Rugby
Basket-ball mixte
Football
Pétanque
Athlétisme
Natation
Tennis
Ankoatra ny fifaninanana sy ny fikatsahana vokatra tsara, fotoana iray ihany koa izao ho an’ireo mpiasan’ny Minisitera hifampizarana traikefa, hampiroborobo ny firaisan-kina ary hanehoana ny maha-zava-dehibe ny fanatanjahantena eo amin’ny tontolon’ny asa.
Mirary soa sy fahombiazana ho an’ireo atleta 80 misolo tena ny MTP! ![]()
![]()
![]()
Ho an’ny fandresena, ho an’ny Minisitera!
ININFRA
| L | M | M | J | V | S | D |
|---|---|---|---|---|---|---|
| 1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | |
| 7 | 8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 |
| 14 | 15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 |
| 21 | 22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 |
| 28 | 29 | 30 | ||||
𝗙𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔-𝗠𝗔𝗦𝗢 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗩𝗢𝗔𝗥𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗔𝗦𝗔 :
𝗟𝗮𝗹𝗮𝗻𝗮 𝗜𝗟𝗘𝗠𝗣𝗢𝗡𝗔 - 𝗕𝗘𝗟𝗔𝗡𝗜𝗧𝗥𝗔 𝘀𝘆 𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔𝗥𝗜𝗩𝗢 - 𝗔𝗡𝗧𝗦𝗜𝗥𝗔𝗕𝗘

𝐍𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚 𝐢𝐟𝐨𝐭𝐨𝐧𝐲 𝐧𝐢𝐣𝐞𝐫𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚-𝐦𝐚𝐬𝐨 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐯𝐨𝐚𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐚𝐬𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐥𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐦𝐩𝐢𝐭𝐨𝐡𝐲 𝐚𝐧’𝐢 𝐈𝐥𝐞𝐦𝐩𝐨𝐧𝐚 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐁𝐞𝐥𝐚𝐧𝐢𝐭𝐫𝐚, 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐃𝐢𝐬𝐭𝐫𝐢𝐤𝐚𝐧’𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐢𝐟𝐨𝐭𝐬𝐲, 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐭𝐚𝐟𝐢𝐝𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧' 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐟𝐨𝐭𝐨𝐝𝐫𝐚𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚𝐬𝐚 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐤𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐭𝐢𝐤𝐚𝐬𝐚 𝐒𝐀𝐇𝐎𝐅𝐈𝐊𝐀 ![]()
,
𝐧𝐲 𝐞𝐤𝐢𝐩𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐀𝐬𝐚 𝐕𝐚𝐯𝐞𝐧𝐭𝐲 𝐧𝐨𝐭𝐚𝐫𝐢𝐡𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐷𝑟 𝐑𝐀𝐅𝐄𝐅𝐈𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀, 𝐒𝐚𝐦𝐛𝐢𝐥𝐚𝐬𝐨𝐧 𝐑𝐢𝐜𝐡𝐚𝐫𝐝, 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐡𝐞𝐫𝐢𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐭𝐞𝐨.
𝐍𝐨𝐭𝐬𝐢𝐝𝐢𝐡𝐢𝐧𝐚 𝐢𝐡𝐚𝐧𝐲 𝐤𝐨𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐬𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐨𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐞𝐡𝐚 𝐞𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐋𝐚𝐥𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐡𝐚-𝟕 𝐀𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐢𝐯𝐨 -𝐀𝐧𝐭𝐬𝐢𝐫𝐚𝐛𝐞, 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐧𝐚𝐧𝐨𝐦𝐞𝐳𝐚𝐧'𝐀𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐭𝐨𝐫𝐨𝐦𝐚𝐫𝐢𝐤𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧'𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐎𝐫𝐢𝐧𝐚𝐬𝐚 𝐦𝐩𝐚𝐧𝐚𝐭𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫𝐚𝐤𝐚, 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐟𝐚𝐢𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐬𝐚.



















































































































































































































































































































































































