Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Vehivavy
- No Comments
- Mar, 09, 2026
- Tech info
- Non classé
Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Vehivavy « 05 mars 2026 ! » Précédent Suivant Voninahitra lehibe ho an’ny ININFRA ny nandray ny lanonana fanombohana ny fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Vehivavy eo anivon’ny Ministeran’ny Asa Vaventy Tontosa antsakany sy andavany ny hetsika fanokafana, tao anatin’ny firaisankina sy hafaliana, ho fanomezam-boninahitra ny vehivavy sy ny anjara birikiny lehibe […]
Read More

Efa mitohy indray ny asa fanarenana sy fanatsarana, raha niadana sy niato kely mihitsy izany teo.
Tany Toamasina ny Minisitry ny Asa Vaventy RAFEFIMANANA Sambilason Richard sy ireo Teknisianina notarihiny, nijery akaiky ny fizotry ny asa, omaly Asabotsy 11 Aprily 2026.
Hentitra ny fepetra noraisina :
Hapetraka ny mpanara-maso ny asa tsy tapaka eny an-kianja, hiantohana ny kalitao
Henjehina ny fahatarana ka nomena toromarika hampitombo ny ora fiasana sy ny Olona ampiasainy ny Orinasa mpanatanteraka.
Efa-bolana no voafaritra hahavitan' ity lalana 2.000m ity.
![]()
Hisy lamina apetraka ho an' ny fifamoivoizana, mandritry ny asa atao.
