Fampiofanana ho an’ny mpamily
- No Comments
- Mar, 05, 2025
- Tech info
- Non classé
CNT / ININFRA Fianarantsoa Fampiofanana ho an’ny mpamily tao Fianarantsoa – tafiditra indrindra ao anatin’ny fiaraha-miasan’ny ININFRA sy ny Conféderation Nationale des Transports na CNT Tontosa ny 04 sy ny 05 martsa 2025 ny fampiofanana natokana ho an’ireo mpamily fiara hiombonana tao amin’ny faritry Fianarantsoa.Ny tanjon’ity hetsika ity dia ny hanamafisana ny fahaizan’ny mpamily sy ny […]
Read More

Efa mitohy indray ny asa fanarenana sy fanatsarana, raha niadana sy niato kely mihitsy izany teo.
Tany Toamasina ny Minisitry ny Asa Vaventy RAFEFIMANANA Sambilason Richard sy ireo Teknisianina notarihiny, nijery akaiky ny fizotry ny asa, omaly Asabotsy 11 Aprily 2026.
Hentitra ny fepetra noraisina :
Hapetraka ny mpanara-maso ny asa tsy tapaka eny an-kianja, hiantohana ny kalitao
Henjehina ny fahatarana ka nomena toromarika hampitombo ny ora fiasana sy ny Olona ampiasainy ny Orinasa mpanatanteraka.
Efa-bolana no voafaritra hahavitan' ity lalana 2.000m ity.
![]()
Hisy lamina apetraka ho an' ny fifamoivoizana, mandritry ny asa atao.
