Formation 2024
- Tech info
- Jan, 01, 2025
- Non classé
- No Comments

🚧 𝐋𝐚𝐥𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐡𝐚-𝟕 🚧
👉 𝐄𝐟𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐞𝐡𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐤𝐨𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐚𝐫𝐚!

Nidina ifotony ny avy eo anivon’ny Minisiteran’ny Asa Vaventy nijery sy nanara-maso ny fanamboaran-dalana eny amin’ny RN7 Antananarivo-Antsirabe.
Miasa andro aman’alina ireo orinasa voatendry, raha voalaza teo aloha fa 11% sy 12% no vitan'ireo orinasa miisa roa nahazo ny asa, izay nanatsahatra tanteraka rehefa nisy toe-draharaha politika teto




























