Salon de la Formation Technique et Professionnelle et de l’employabilité
- Tech info
- Nov, 26, 2024
- Non classé
- No Comments
🎯 𝐑𝐚𝐢𝐤𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐞!
📅 𝟮𝟵 𝘀𝘆 𝟯𝟬 𝗻𝗼𝘃𝗮𝗺𝗯𝗿𝗮 𝗮𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗜𝗡𝗜𝗡𝗙𝗥𝗔 𝗔𝗹𝗮𝗿𝗼𝗯𝗶𝗮 📍
Aza adino ny fotoantsika, entàno ny havana sy ireo namana fa fotoana sady mahasoa ity no mahafinaritra.
Hahita sy hahalala lalana arak’asa sy aram-piofanana isika. Hisy tafatafa hianarana sy hanatsarana ny tontolon’ny asa sy ny fampiofanana toy ny:
👉 𝐶𝑜𝑛𝑓𝑒́𝑟𝑒𝑛𝑐𝑒 - 𝐿𝑒𝑠 𝑓𝑒𝑚𝑚𝑒𝑠 𝑒𝑡 𝑙𝑒 𝑚𝑒́𝑡𝑖𝑒𝑟 𝑑𝑢 𝑛𝑢𝑚𝑒́𝑟𝑖𝑞𝑢𝑒
👉 𝑃𝑎𝑛𝑒𝑙 𝑑𝑒 𝑑𝑖𝑠𝑐𝑢𝑠𝑠𝑖𝑜𝑛 - 𝐿𝑎 𝑟𝑜𝑏𝑜𝑡𝑖𝑞𝑢𝑒 𝑎𝑢 𝑓𝑒́𝑚𝑖𝑛𝑖𝑛
👉 𝐷𝑖𝑠𝑐𝑢𝑠𝑠𝑖𝑜𝑛 𝑎𝑣𝑒𝑐 𝑑𝑒𝑠 𝑝𝑟𝑜𝑓𝑒𝑠𝑠𝑖𝑜𝑛𝑛𝑒𝑙𝑠 - 𝐶𝑜𝑚𝑚𝑒𝑛𝑡 𝑟𝑒́𝑢𝑠𝑠𝑖𝑟 𝑠𝑜𝑛 𝑒𝑛𝑡𝑟𝑒𝑡𝑖𝑒𝑛 𝑑'𝑒𝑚𝑏𝑎𝑢𝑐ℎ𝑒?
👉𝐴𝑡𝑒𝑙𝑖𝑒𝑟 𝑑𝑒 𝑑𝑒́𝑣𝑒𝑙𝑜𝑝𝑝𝑒𝑚𝑒𝑛𝑡 𝑝𝑒𝑟𝑠𝑜𝑛𝑛𝑒𝑙 - 𝐶𝑜𝑛𝑓𝑖𝑎𝑛𝑐𝑒 𝑒𝑛 𝑠𝑜𝑖 / 𝐸𝑠𝑡𝑖𝑚𝑒 𝑑𝑒 𝑠𝑜𝑖
Manasa anao hisoratra anarana amin’ny
https://forms.gle/euaTQTWQDH9vvwB87
hahafahanao manatrika ny iray na roa amin’ireo.
📌 Tongava maro, entàno ny havana sy namana fa mety hahasoa azy ireo ihany koa io hetsika io.
🌟𝗧𝘀𝘆 𝗺𝗶𝘀𝘆 𝘃𝗶𝗱𝗶𝗺-𝗽𝗶𝗱𝗶𝗿𝗮𝗻𝗮 🌟
( La plateforme )

𝗥𝗡𝟮𝘁𝗲𝗿 𝗧𝗼𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮

Efa mitohy indray ny asa fanarenana sy fanatsarana, raha niadana sy niato kely mihitsy izany teo.
Tany Toamasina ny Minisitry ny Asa Vaventy RAFEFIMANANA Sambilason Richard sy ireo Teknisianina notarihiny, nijery akaiky ny fizotry ny asa, omaly Asabotsy 11 Aprily 2026.
Hentitra ny fepetra noraisina :
Hapetraka ny mpanara-maso ny asa tsy tapaka eny an-kianja, hiantohana ny kalitao
Henjehina ny fahatarana ka nomena toromarika hampitombo ny ora fiasana sy ny Olona ampiasainy ny Orinasa mpanatanteraka.
Efa-bolana no voafaritra hahavitan' ity lalana 2.000m ity.
![]()
Hisy lamina apetraka ho an' ny fifamoivoizana, mandritry ny asa atao.




