LNTPB / ININFRA
- Tech info
- Sep, 23, 2024
- Non classé
- No Comments
19 septembre 2024 :
𝐅𝐈𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀-𝐌𝐈𝐀𝐒𝐀 𝐄𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐋𝐍𝐓𝐏𝐁 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐈𝐍𝐈𝐍𝐅𝐑𝐀
Notanterahina androany 19 septambra 2024 teto amin’ny ININFRA Alarobia ny fanaovan-tsonia ny « Fifanaraham-piaraha-miasa » teo amin’ny ININFRA sy LNTPB, izy izay samy ratsa-mangaikan’ny Ministeran’ny Asa Vaventy. Mahakasika indrindra ny fampiasana ny laboratoiran’ny LNTPB mandritra ny fampiofanana ataon’ny ININFRA no votoatin’izao fifanarahana izao. Nanao sonia izany ny Tale jeneraly roa tonta ary natrehan’ny filohan’ny filakevim-pitantan’ny ININFRA izany fanaovan-tsonia izany.
————————————–
La signature de l’accord de partenariat entre l’ININFRA et le LNTPB, qui sont des organismes rattaches du Ministere des travaux publics, a ete effectuee ce 19 septembre 2024 a l’ININFRA Alarobia. L’accord de partenariat concerne l’utilisation du laboratoire du LNTPB pendant les formations en Geotechnique organisees par l’ININFRA. L’accord a ete signe par le Directeur General de l’ININFRA et du LNTPB, et en présence du Président du Conseil d’Administration de l’ININFRA.


Précédent
Suivant

𝗥𝗡𝟮𝘁𝗲𝗿 𝗧𝗼𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮

Efa mitohy indray ny asa fanarenana sy fanatsarana, raha niadana sy niato kely mihitsy izany teo.
Tany Toamasina ny Minisitry ny Asa Vaventy RAFEFIMANANA Sambilason Richard sy ireo Teknisianina notarihiny, nijery akaiky ny fizotry ny asa, omaly Asabotsy 11 Aprily 2026.
Hentitra ny fepetra noraisina :
Hapetraka ny mpanara-maso ny asa tsy tapaka eny an-kianja, hiantohana ny kalitao
Henjehina ny fahatarana ka nomena toromarika hampitombo ny ora fiasana sy ny Olona ampiasainy ny Orinasa mpanatanteraka.
Efa-bolana no voafaritra hahavitan' ity lalana 2.000m ity.
![]()
Hisy lamina apetraka ho an' ny fifamoivoizana, mandritry ny asa atao.

