QHSE – août 2026
- Commentaires fermés sur QHSE – août 2026
- Août, 22, 2026
- Tech info
- Non classé
17 août 2026 » Q H S E « Grand public 🦺 Une nouvelle semaine, une nouvelle opportunité de développer ses compétences ! L’ININFRA est heureux d’accueillir les participants à sa formation QHSE, une occasion de renforcer leurs connaissances et leurs bonnes pratiques en matière de Qualité, Hygiène, Sécurité et Environnement. 🎯 Une formation pour […]
Read More
- - Gestion de stock
- - Q H S E: Qualité, Hygiène, Sécurité, et Environnement
- - Organisation et Gestion de chantier
- - S S T: Santé et Securité au travail
- - Etude de prix
- - Gestion Axée sur les Résultats
- - H S E: Hygiène, Sécurité, et Environnement
- - Gestion de projet
- - Maîtrise de l'outils collaboratifs


𝟑
𝗟𝗔𝗟𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗢 𝗔𝗡-𝗧𝗔𝗠𝗣𝗢𝗡-𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔𝗡’𝗜 𝗧𝗢𝗔𝗠𝗔𝗦𝗜𝗡𝗔
Mitohy ny asa fanarenana sy fanatsarana ireo lalana ao 𝐚𝐧-𝐭𝐚𝐦𝐩𝐨𝐧-𝐭𝐚𝐧𝐚̀𝐧𝐚𝐧’𝐢 𝐓𝐨𝐚𝐦𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚. ![]()
![]()
Ao anatin’ny famatsiam-bola avy amin’ny Tahirim-bola ho an’ny Lalana, dia ampahan-dalana roa ao 𝐀𝐦𝐛𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚𝐬𝐲 no iasana amin’izao fotoana izao :
𝐄𝐨 𝐚𝐧𝐨𝐥𝐨𝐚𝐧’𝐢 𝐉𝐨𝐯𝐞𝐧𝐚, 𝐀𝐦𝐛𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚𝐬𝐲 – 𝐑𝐍𝟓
𝐏𝐊 𝟐+𝟐𝟖𝟎 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐏𝐊 𝟐+𝟑𝟐𝟎, 𝐀𝐦𝐛𝐚𝐥𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚𝐬𝐲 – 𝐁𝐲-𝐩𝐚𝐬𝐬
Lalana vita amin’ny simenitra no amboarina amin’ireo ampahan-dalana ireo, izay hanatsara ny fivezivezen’ny fiara sy ny mpampiasa lalana. ![]()
![]()
Ankoatra izany, ampahan-dalana maro ao Toamasina no efa nohatsaraina, ao anatin’ny ezaka fanarenana tsikelikely ireo fotodrafitrasa ara-dalana ao an-tanàna.
Mitohy ny asa ho an’i Toamasina, ho an’ny lalana tsara kokoa sy ny fivezivezena milamina kokoa.
ININFRA
𝟎𝟐 𝐣𝐨𝐧𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 | 𝐋𝐚𝐩𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐈𝐚𝐯𝐨𝐥𝐨𝐡𝐚
𝐓𝐚𝐭𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐚𝐧-𝐤𝐞𝐯𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚
𝗛𝗼 𝗮𝗻' 𝗻𝘆 𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗜𝗧𝗘𝗥𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗔𝗦𝗔 𝗩𝗔𝗩𝗘𝗡𝗧𝗬 :
𝗜-𝗙𝗔𝗠𝗣𝗜𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗩𝗔
Nankatoavina ny fampitana am-bava momban' ny fandaminana indray ny fitantanana ny fananan’ny Minisiteran’ny Asa Vaventy, tantanan’ny ININFRA.
𝐈𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐈𝐓𝐄𝐑𝐀𝐍'𝐍𝐘 𝐇𝐀𝐑𝐄𝐍𝐀 𝐀𝐍-𝐊𝐈𝐁𝐎𝐍'𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐘
Nankatoavina ny fampitana am-bava momban' ny fanatanterahana tetikasa fampirantiana ny asa fikojakojana lalana amin’ny alalan’ny fampiasana ny "grès bitumineux" avy any Bemolanga ao Morafeno, izay vatsian’ny Tahirim-bolan’ny Lalana (Fonds Routier).
𝗜𝗜-𝗙𝗔𝗡𝗘𝗡𝗗𝗥𝗘𝗡𝗔 𝗠𝗣𝗜𝗔𝗦𝗔𝗠-𝗣𝗔𝗡𝗝𝗔𝗞𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗕𝗢𝗡𝗬
Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2023-466 tamin’ny 26 aprily 2023 ary manendry an’Andriamatoa 𝐑𝐀𝐓𝐒𝐈𝐅𝐀𝐇𝐄𝐑𝐀𝐍𝐃𝐀𝐇𝐘 𝐅𝐥𝐞𝐦𝐨𝐧𝐝 𝐃𝐨𝐥𝐢𝐧 ho "Directeur d’Appui aux Urgences" eo anivon’ny Minisiteran’ny Asa Vaventy.
Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana faha 2025-1755 tamin’ny 8 desambra 2025 ary manendry an’Andriamatoa 𝐑𝐄𝐁𝐎𝐙𝐀 𝐙𝐚𝐟𝐢𝐧𝐝𝐫𝐞𝐯𝐚𝐥𝐨 𝐀𝐧𝐭𝐡𝐨𝐧𝐢𝐨 ho "Coordonnateur de la Cellule de la Coordination des Projets" eo anivon’ny Minisiteran’ny Asa Vaventy.