Événement 2022
- Tech info
- Jan, 06, 2023
- Non classé
- No Comments
08 décembre 2022 :
FAMPIOFANANA MOMBA NY ADY AMIN’NY KOLIKOLY
Famarana ny fiofanana rehefa naharitra 2 volana izay notronin’ny Atoa RAZAKASOA Jaona, Directeur des Affaires Administratives et Financières /ININFRA sy Rtoa RANDIMBINDRAIBE Misa, Directeur des Études /ININFRA, ary Rtoa Valérie RABENANTOANDRO, Directeur du Bureau de Traitement des Doléances et de la Lutte contre la Corruption « BTDLC/MTP »
TATITRY NY FILAN-KEVITRY NY MINISITRA
NY ALAROBIA 26 OKTOBRA 2022
Lapam-panjakana Iavoloha: Nisy ireo fampitana am-bava izay nankatoavina teo anivon’ny Filan-kevitry ny Minisitra anisan’izany :
FANENDRENA MPIASAM-PANJAKANA AMBONY:
Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana 2019- 1033 tamin’ny 22 may 2019 sy manendry an-dRamatoa RANDIMBINDRAIBE Misa Hery Zo ho « Directeur des Etudes » eo anivon’ny « Institut National de l’Infrastructure » (ININFRA).
11 octobre 2022 :
FAMPIOFANANA MOMBA NY ADY AMIN’NY KOLIKOLY
Notontosaina ny faha 11 oktobra 2022 ny fampiofanana momba ny ady amin’ny kolikoly izay nokarakarain’ny BTDLC (Bureau de Traitement de Doléances et de la Lutte contre la Corruption) eto anivon’ny Minisitera.
Haharitra 3 volana ny fiofanana ary mandeha isaky ny ambaratonga ireo mpiofana izay mpiara-miasa eto anivon’ny minisitera.
APPEL À MANIFESTATION D’INTÉRÊT
APPEL À MANIFESTATION D’INTÉRÊT
TATITRY NY FILAN-KEVITRY NY MINISITRA NY ALAROBIA 10 AOGOSITRA 2022
FANENDRENA MPIASAM-PANJAKANA AMBONY:
Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana 2022-644 tamin'ny 04 may 2022 ary manendry an-dRamatoa RAKOTOBE Soloariseheno Odonette ho Tale Jeneralin'ny " Institut National de l'Infrastructure" ( ININFRA).

- - Gestion de stock
- - Q H S E: Qualité, Hygiène, Sécurité, et Environnement
- - Organisation et Gestion de chantier
- - S S T: Santé et Securité au travail
- - Etude de prix
- - Gestion Axée sur les Résultats
- - H S E: Hygiène, Sécurité, et Environnement
- - Gestion de projet
- - Maîtrise de l'outils collaboratifs

𝐏𝐑𝐀𝐈𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐑𝐀𝐉𝐀𝐎𝐍𝐀𝐑𝐈𝐒𝐎𝐍 𝐌𝐀𝐌𝐈𝐓𝐈𝐀𝐍𝐀: "𝐓𝐒𝐘 𝐌𝐀𝐈𝐍𝐓𝐒𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐓𝐄𝐑𝐀𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐍'𝐈 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀𝐑𝐀"
𝑳𝒂𝒑𝒂𝒏'𝒊 𝑴𝒂𝒉𝒂𝒛𝒐𝒂𝒓𝒊𝒗𝒐
[𝑭𝒂𝒉𝒂- 7 jolay 2026]
Manoloana ny zava- mitranga eto amin'ny Firenena, fanjavonana zanaka malagasy ary misy ireo namoy ny ainy, dia hentitra ny Lehiben'ny governemanta nanipika fa tsy afaka handefitra ny tenany, amin'ny maha Praiminisitra azy, fa vonona hiatrika ady, na iza na iza ambadik'ireny tranga fanjavonana sy vono olona ireny.
Efa misy ny fepetra fisorohana napetraka ary efa nomena baiko hentitra ireo minisitera voakasika. Koa niantso fitoniana ny Praiminisitra ary miantso fifanomezan-tànana avy amin'ny olom-pirenena rehetra mba hanampy ireo mpitandro filaminana.
Tsy nohadinoin'ny Praiminisitra ny naneho fiombonam- po tamin'ireo ray aman-dreny very zanaka na namoy zanaka noho izao tranga tena hafa tsy mbola fahita izao.
" 𝑻𝒔𝒚 𝒎𝒊𝒔𝒚 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒌𝒂𝒏𝒂 𝒊𝒕𝒚 𝑭𝒂𝒏𝒂𝒗𝒂𝒐𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒊𝒕𝒚. 𝑻𝒔𝒚 𝒎𝒂𝒊𝒏𝒕𝒔𝒚 𝒕𝒂𝒏𝒕𝒆𝒓𝒂𝒌𝒂 𝒏𝒚 𝑭𝒂𝒏𝒂𝒗𝒂𝒐𝒛𝒂𝒏𝒂" hoy ny Praiminisitra.
𝗡𝘆 𝗦𝗲𝗿𝗮𝘀𝗲𝗿𝗮
26 jona 2026


















































































































![KIMG1941[1]](https://www.ininfra.org/wp-content/uploads/2022/10/KIMG19411-e1666259421968-768x355.jpg)








![KIMG1944[1]](https://www.ininfra.org/wp-content/uploads/2022/10/KIMG19441-1024x576.jpg)
![KIMG1943[1]](https://www.ininfra.org/wp-content/uploads/2022/10/KIMG19431-1024x576.jpg)






























![IMG-20220912-WA0009[1]](https://www.ininfra.org/wp-content/uploads/2022/09/IMG-20220912-WA00091-250x160.jpg)
![IMG-20220912-WA0007[1]](https://www.ininfra.org/wp-content/uploads/2022/09/IMG-20220912-WA00071-250x160.jpg)











































































































































































