MTP
- Tech info
- Oct, 29, 2025
- Non classé
- No Comments
28 octobre 2025
Minisiteran’ny Asa Vaventy
Misaotra ny Fitondram-panjakana mijoro ankehitriny tamin’ny fanendrena an'𝐴𝑛𝑑𝑟𝑖𝑎𝑚𝑎𝑡𝑜𝑎 𝗥𝗔𝗭𝗔𝗙𝗜𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗡𝗔𝗥𝗜𝗩𝗢 𝗛𝗲𝗻𝗿𝗶 𝗝𝗮𝗰𝗼𝗯, ho Minisitry ny Asa Vaventy ary faly miarahaba sy mirary soa ho azy noho izany andraikitra sy adidy masina izany ho an’ny firenena.

𝗥𝗡𝟮𝘁𝗲𝗿 𝗧𝗼𝗮𝗺𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮

Efa mitohy indray ny asa fanarenana sy fanatsarana, raha niadana sy niato kely mihitsy izany teo.
Tany Toamasina ny Minisitry ny Asa Vaventy RAFEFIMANANA Sambilason Richard sy ireo Teknisianina notarihiny, nijery akaiky ny fizotry ny asa, omaly Asabotsy 11 Aprily 2026.
Hentitra ny fepetra noraisina :
Hapetraka ny mpanara-maso ny asa tsy tapaka eny an-kianja, hiantohana ny kalitao
Henjehina ny fahatarana ka nomena toromarika hampitombo ny ora fiasana sy ny Olona ampiasainy ny Orinasa mpanatanteraka.
Efa-bolana no voafaritra hahavitan' ity lalana 2.000m ity.
![]()
Hisy lamina apetraka ho an' ny fifamoivoizana, mandritry ny asa atao.
