CMOD 2022
- No Comments
- Août, 22, 2022
- Tech info
- Non classé
Cérémonie de lancement de CMOD Installation et Prise de Service Officielle du nouveau DG de l’ININFRA et la remise d’un véhicule de fonction. La réunion du « Grand STAFF » en présence des Directeurs Régionaux (DRTP), 22 août 2022
Read More10 aogositra 2022
- No Comments
- Août, 11, 2022
- Tech info
- Non classé
TATITRY NY FILAN-KEVITRY NY MINISITRA NY ALAROBIA 10 AOGOSITRA 2022 FANENDRENA MPIASAM-PANJAKANA AMBONY: Noraisina ny didim-panjakana manafoana ny didim-panjakana laharana 2022-644 tamin’ny 04 may 2022 ary manendry an-dRamatoa RAKOTOBE Soloariseheno Odonette ho Tale Jeneralin’ny » Institut National de l’Infrastructure » ( ININFRA).
Read More

Efa mitohy indray ny asa fanarenana sy fanatsarana, raha niadana sy niato kely mihitsy izany teo.
Tany Toamasina ny Minisitry ny Asa Vaventy RAFEFIMANANA Sambilason Richard sy ireo Teknisianina notarihiny, nijery akaiky ny fizotry ny asa, omaly Asabotsy 11 Aprily 2026.
Hentitra ny fepetra noraisina :
Hapetraka ny mpanara-maso ny asa tsy tapaka eny an-kianja, hiantohana ny kalitao
Henjehina ny fahatarana ka nomena toromarika hampitombo ny ora fiasana sy ny Olona ampiasainy ny Orinasa mpanatanteraka.
Efa-bolana no voafaritra hahavitan' ity lalana 2.000m ity.
![]()
Hisy lamina apetraka ho an' ny fifamoivoizana, mandritry ny asa atao.
